Teny iditra Iboto
Singan-teny boto
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Iboto is a common name for small boys in some areas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans certaines régions beaucoup de garçons s'appellent Iboto [1.8]
Ohatra 
1Tsy nisy nijanona raha tsy Ikoto sy Iboto mbola zazalahy kely. [1.508]
2Tamy ny 5 Adalo 1873, Alarobia, No tsy hita Iboto, ary no tadiavina fa tsy hita, ka nafoy. [2.59]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22