Teny iditra |
boto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Ankizy lahy kely [1.78]
|
| Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small boy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Petit garçon, appellation des petits garçons [1.82]
|
| Petit garçon [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nalefan' i Boto hivarotra teny an-tsena indray.
[2.445]
|
2 | Ao Andranosira indray isika vao haka an'i Boto mirifatra.
[2.442]
|
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
boto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany [1.1]
|
Voambolana |
|