Teny iditra Ibonia
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Ohatra 
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [2.69]
2Ary nony efa tokony ho telo taona sisa tsy hahafatesan' Ibonia, dia novoriny ny ray aman-dreniny sy ny vady aman-janany ary ny vahoaka rehetra tao Ileolava sy ny manodidina ka nohafarany hoe: [2.69]
Zanakanarana Conte d'Ibonia
Ibonia
Le Mythe d' Ibonia
Le Mythe d'Ibonia, le grand Prince
Tsipelina hafa 

Teny iditra Ibonia
Singan-teny Ibonia
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Epic of Madagascar
Mpanoratra Haring Lee
Fanonta printy 1993. Translation and introduction by Lee Haring. Bucknell University.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23