Entrée |
iangarana
(angatra)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Explications en malgache | Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to be discriminated against [Hallanger 1973]
|
Explications en français | qui est victime de discrimination,
contre qui on fait des partialités [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
iangarana
iangarako
iangaranao
iangarany
iangarantsika
iangaranay
iangaranareo
iangaran'
iangaran-
iangaram-
iangara-
| |
niangarana
niangarako
niangaranao
niangarany
niangarantsika
niangaranay
niangaranareo
niangaran'
niangaran-
niangaram-
niangara-
| |
hiangarana
hiangarako
hiangaranao
hiangarany
hiangarantsika
hiangaranay
hiangaranareo
hiangaran'
hiangaran-
hiangaram-
hiangara-
| |
iangaro | |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|