Teny iditra | hoza-be | |
Singan-teny | hozatra ; be | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] (hozabe) leferana [1.78] | |
Ireo hozatra manarona ny taolana amin' ny famavany [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | hazobe, hoza-be |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10 |