Ny sary hosodoko mandravaka ny rindrina no manaitra voalohany indrindra raha vao miditra ao anatiny ianao.[2.470]
2
Nakimpiko ny masoko nivetso an'eritreritra ka namisavisa irery ity sari-Nanahary tsy ho vita hosodoko eny an-tanan'ny mpahay raha tany koa ny tany![2.313]