Teny iditra horirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce d'arum comestible, ses feuilles [1.3]
 Sorte d'arum comestible ( Colocasia sp., Araceae) [1.5]
 Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule. Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent. Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule. [1.196]
Anarana siantifika Colocasia esculenta
Ohatra 
1Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.293]
2rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [2.131]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28