Teny iditra | homba > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fiarahana [1.78] | ||||||||||||
Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | homba > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | homba > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] inoana [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | homba > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | homba > omba | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sangomby [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | ambo, mabo, mbao, omba |
Teny iditra | homba > ombana (omba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be accompanied by, to be associated with. [1.2] | ||||||||
To be covered, to be protected [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on couvre, qu'on protège [1.8] | ||||||||
Ohatra | Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana.
[2.442] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Zanakanarana | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ombana io | ||||||||
Fivaditsoratra | ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana |
Teny iditra | homba > momba | ||||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1] | ||||||||
Ohatra | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Zanakanarana | |||||||||
Teny iditra | homba > momba | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Barren. Used of women [1.3] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Barren (used of human beings) [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Stérile (se dit ses personnes) [1.8] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | homba > momba (omba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | homba > mombà (omba) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mambo, momba |