Teny iditra hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony mikapa, mahita, ny, tonona, mandidy, vany
Fanazavàna teny malagasy Firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01