Teny iditra |
herona > erona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitezerana, fandrahonana Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A growl, a roar [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de gronder, de rugir, de réprimander [1.3]
|
| Grondement, rugissement [1.8]
|
Ohatra | ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy.
[2.285]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
herona > erona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Hendry [1.78]
|
|
Teny iditra |
herona > erona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [1.1]
|
Kamban-teny |
|
|