Teny iditra | reona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [1.1] | |||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | reondreona | |||||||||
Fivaditsoratra | areno, erona, nareo, orena, reona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |