Teny iditra hero-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe herona

Teny iditra hero-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe herotra
Kamban-teny 

Teny iditra hero
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy malaza noho ny heriny sy ny fahasahisahiny tamy ny ady; ny lehilahy lazaina indrindra amy ny tantara na tonon-kira, etc. [1.32]

Teny iditra héro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy mahery fo [1.4]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21