Teny iditra | herin-tsaina | |
Singan-teny | hery ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra feno toky sy fikirizana ary vonona handresy ny sarotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Force de caractère [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |