Teny iditra | helon > melo- | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe meloka | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | helon > melo | |||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] mialona [1.78] | |||
Teny iditra | helon > melo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] anamamy [1.78] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |||
Fivaditsoratra | lemo, melo, mole |
Teny iditra | helon > helo | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mivezika [1.78] | |||||||||
Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [1.2] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | helohelo | |||||||||
Teny iditra | helon > helo | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hell [1.2, 1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'enfer [1.8] | |||||||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | |||||||||
Ny fihaviany | Anglisy: hell. | |||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly | |||||||||

helon | |||
|
|
helon | |||
|
|