Teny iditra | hehy ra | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hehy somary mangasihasy fa vaky lainga voatsindrona amin' ny tena marina ka mody mitsiky hanafenana izany [1.1] | |
Teny fotony | hehy, ra | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |
![]() |