Teny iditra | hazony (hazona) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hazonina | |
Ohatra | Hazony mafy itý omby itý sao mitroatra
[1.1] | |
Teny iditra | hazony (hazo) | |
Sokajin-teny | anarana hazo sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | hazony, hozany, zohina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |