Teny iditra hazofijaliana
Singan-teny hazo ; fijaliana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
Ohatra 
1teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59]
2Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369]
3Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  lakroa

Teny iditra hazofijaliana
Singan-teny hazo ; fijaliana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [1.196]
Anarana siantifika Passiflora incarnata
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26