Teny iditra | hazava (zava) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | zava | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est clair, net [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Teny iditra | hazavà | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] tokotany [1.78] | ||||
Teny iditra | hazava (zava) | ||||
Sokajin-teny | ny ho avin' ny mpamaritra mazava | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | havazà, hazava, vazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |