|
|
|
|

Teny iditra1  havitsiana (vitsy)
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
4  Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  5  Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  smallness of number, fewness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  le petit nombre, rareté [1.8]
Ohatra  8  Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#]
Tovy hevitra  9  fahavitsiana#mg.n

Fivaditsoratra  10  havitsiana, tavihasina

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29