Teny iditra | fahavitsiana (vitsy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Fewness, smallness of number [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ceux qui sont peu nombreux, rareté [1.8] | |
Tovy hevitra | havitsiana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |