Teny iditra | havana raha misy patsa | |
Singan-teny | havana ; raha ; misy ; patsa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Havana tonga manatona raha manamanana ny tena fa mihataka kosa rehefa mahantra satria tsy misy soa ho azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |