Teny iditra (1/2) | 1 hasinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Omena hasina Omena hery amin' ny alalan' ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be treated as holy, to be reverenced. 5 [1.7] to be sanctified in a magic rite |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#223] Qu'on bénit, qu'on sanctifie, à quoi on attache une grâce, une vertu 7 [1.8] qu'on sanctifie par un rite magique |
Ohatra |
8 [2.528] Antsoina Ikelimalaza, hasinina Rafantaka, tsy mahavoa raha! |
Fototeny | 9 hasina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 hasinina |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.196] (mis pour hazinina). Symphonia eugenioides Baker (Clusiaceaes). Le beurre végétal obtenu des graines est employé à la préparation d'onguents et de produits de beauté. [Sihanaka]
17 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 anihisan, anisihan, hanisany, hanisian, hanisina, hasinina, hisainan, nahasiny, nahisany, nahisina, nanihisa, nanisiha, nasahiny, nihasina, nisahian, nisaihan, nisiahan, sahaniny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |