Teny iditra hasin' Andriana
Singan-teny hasina ; andriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1]
Ohatra Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20