Teny iditra hary volo
Singan-teny hary ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Volo avela haniry eo an-tampon-dohan' ny zaza, izay ampitomboina isan-taona hatrany ny velarany ambara-pahatonga hatrany an-katoka [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01