Teny iditra harivariva an-tanin' olona
Singan-teny harivariva ; tany ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo tratra hariva na singany irery any am-pivahiniana, ka manembona ny any aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19