Teny iditra | harena mainty molaly | |
Singan-teny | harena ; mainty molaly | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Harena nolovan' ny tena na hary talohan' ny fanambadiana ka tsy iaraha-mizara amin' ny vady raha misaraka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ harena maintimolaly ] Héritage qui date de loin [1.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |