Entrée hararaotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais ulceration [Richardson 1885]
Explications en français panaris [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée hararaotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
Explications en anglais aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31