Teny iditra haran-tratra (harana, tratra)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1]
 Fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cage thoracique [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31