Teny iditra hano mahavoky
Singan-teny hano ; mahavoky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17