Teny iditra hamasahana (masaka (hasaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3]
Tovy hevitra hamasaka ~ fahamasahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20