Teny iditra hajam-bolana
Singan-teny haja ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny entina milaza ny vodiondry izay omen-drazazalahy ny ray aman-drenin-drazazavavy ho fehin' ny fanambadian' izy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [volana, speech.] A present given out of respect or regard. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01