Entrée hajambana (jamba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [Rajemisa 1985]
Explications en français la cécité, l'aveuglement [Abinal 1888 page 291]
Vocabulaire 
Synonymes fahajambana
Exemples hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily. [Baiboly]

Mis à jour le 2022/04/12