Teny iditra haingo diso an' Iarivo
Singan-teny haingo ; diso ; Iarivo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny haingo na ny zavatra kanto, izay diso toerana na efa lasa ny fotoana tokony hisehoany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20