Teny iditra hafa-bava
Singan-teny hafatra ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny nampitondraina am-bava, fa tsy nisy taratasy na zavatra hafa ho porofo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A verbal request. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Commission verbale, orale [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01