Teny iditra | haato > aato (ato) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1] | ||||||||
Ohatra | Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | atoina | ||||||||
Fivaditsoratra | aato, aota, atao, Atoa |
Teny iditra | haato > aatoka (atoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hetsehina midina sy miakatra ny loha ho mari-panekena na fiantsoana: Tsy niteny izy fa ny lohany fotsiny no naatony [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aato, aota, atao, Atoa |