Entrée grika
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns
¶ Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika
¶ Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a Greek [Hallanger 1973]
Explications en français grec [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Anglais: Greek.
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Gresy
Exemples 
1Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao? [Baiboly: 51.21.37]
2Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [Profita: Ranary, page 84]
3Taloha dia ny Grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 200]
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31