Teny iditra goay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
 Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Huge. [1.2]
 Huge, colossal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Immense. [1.19]
 énorme, colossal [1.8]
Ohatra Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Sampanteny 
Tovy hevitra goaibe ~ goavambe ~ goavana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31