|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gaona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Dona, paika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  choc [1.3]
Mpanahaka  9  poka, gona, katroka

Teny iditra (2/2)10  gaona
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  zatovo [Sihanaka] [1.78]
13  Ankizilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  a person who lives only in the woods [1.2]
15  a boy or a lad [Provincial] [1.2]
Ohatra  16  Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo. [2.472]
17  Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  agano, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31