Teny iditra fozalahy atakalo fozavavy
Singan-teny fozalahy ; atakalo ; fozavavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22