Teny iditra | fora | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandidiam-poitra, famorana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Circumcision [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Circoncision [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | didiam-poitra ~ foza ~ savatse ~ sambatra ~ hasoavana ~ tapakanake | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | faro, fora |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |