Teny iditra | fora | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandidiam-poitra, famorana. [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Circumcision [1.2, 1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Circoncision [1.8] | |||||||||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||||||||
Mpanahaka | didiam-poitra ~ foza ~ savatse ~ sambatra ~ hasoavana ~ tapakanake | |||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |