Teny iditra foizina (fo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mora tezitra aoka izany, kitokitoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [fo, the heart.] Crabby, sour, easily provoked, morose, impatient. [1.2]
 Short-tempered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enclin à la colère [1.8]

Teny iditra foizina (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahavakian' ny atody misy azy
Potsirina, vonoina: Foizo io hao io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be suppurated, as a boil. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : foizina, foiziko, foizinao, foiziny, foizintsika, foizinay, foizinareo, foizin', foizin-, foizim-, foizi-
Ny lasa : nofoizina, nofoiziko, nofoizinao, nofoiziny, nofoizintsika, nofoizinay, nofoizinareo, nofoizin', nofoizin-, nofoizim-, nofoizi-
Ny hoavy : hofoizina, hofoiziko, hofoizinao, hofoiziny, hofoizintsika, hofoizinay, hofoizinareo, hofoizin', hofoizin-, hofoizim-, hofoizi-
Filaza mandidy : foizo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20