Teny iditra | fodimavo | |
Singan-teny | fody ; mavo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana fody kely fahita any an-tSakalava ( Ploceus sakalava) [1.1] | |
Anarana siantifika | Ploceus sakalava | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30 |