Teny iditra fivava (vava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivava, izany hoe mitriatra; fitsefaka na fitresaka: Tsy mampatoky ahy ny fivavan' itỳ rindrina itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20