Teny iditra | 1 fitsapankevi-bahoaka |
Singan-teny | 2 fitsapana, hevitra, vahoaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5#144] référendum |
Ohatra |
5 Hatramin' ny marsa 2009 dia ny fitsapankevibahoaka momba ny Lalàm-panorenana ihany no mba fifidianana vita tamin' ny novambra; [4.27#] |
Voambolana |
6 Lalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |