Teny iditra fitery (tery)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby
Azo terena [1.1]
Ohatra Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay. [2.117]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14