Teny iditra fisaronana (sarona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan' ny vehivavy ao anaty lamba rehefa mivoako [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20