Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan' ny teny malagasy? [1.1]

Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hatsiaka manaikitra aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Coldness [1.2]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra firy

Teny iditra firifiry (firy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Sorrow [1.2]
Voambolana 

Teny iditra firifiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (de firifiry : nombreux, innombrables ; allusion à la facilité avec laquelle ce chiendent malgache se bouture). Cynodon dactylon (L.) Pers. (Poaceae). Excellente espèce fourragère. [1.196]
Anarana siantifika Cynodon dactylon
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31