|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fira
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  9  kapa hazo [Taisaka] [1.78]
10  kapa, fikapana hazo [Bara] [1.78]
11  Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana
12  Filazana zavatra amin' ny teny fohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  a blow from a sword, knife, or axe. See kapa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14  action de couper avec la hache [Taisaka] [1.82]
15  Action de couper, de moissonner une plante cultivée. Équivalent de jinja (merina). Expressions locales : fira fare : couper la canne à sucre ; fira reketsa : moissonner le riz. [Betsileo] [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  fira
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  coupon. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  20  fari-, fira

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19