Teny iditra afira (fira)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamira, mikapa, mijinja: Ny antsy no afira ny vary rehefa mijinja [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afira, afirako, afiranao, afirany, afirantsika, afiranay, afiranareo, afiran', afiran-, afiram-
Ny lasa : nafira, nafirako, nafiranao, nafirany, nafirantsika, nafiranay, nafiranareo, nafiran', nafiran-, nafiram-
Ny hoavy : hafira, hafirako, hafiranao, hafirany, hafirantsika, hafiranay, hafiranareo, hafiran', hafiran-, hafiram-
Filaza mandidy : afirao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19